Essai menu side bar
Mamoaka tatitra siantifika isan-taona izahay. Ny lahatahiry ampiasaina hanoratana ireo tatitra ireo dia ireo voahangona eny amin’ny fitsim-pamantarana . Fananana iombonana izy ireo (afa-tsy ny sary) ary azo zaraina amin’ny alàlan’ny mailaka.
Ho hitanao eto ambany eto ihany koa ny lahatsoratra siantifika nosoratan’ireo mpikambana ao amin’ny fikambanana sy ny tatitra manerantany ary isam-paritra izay nampiasa ny lahatahirin’ny tetikasa.
Ny fampiasana ireo antontan-taratasy ireo sy izay voasoratra ao dia tsy maintsy entina hamarinina amin’ny anaran’ny mpanoratra sy ny fikambanana mpamatsy vola.
Aza misalasala mifandray aminay: ramahandrimanana@hotmail.com / jeanloncle@gmail.com
– Rapport d’observations 2023 (Loncle, Figaro, Brouers, Damien)
– Ramahandrimanana & Damien (2022). Rapport scientifique-PRÎSM-Année 2022
– Damien & Ramahandrimanana (2021). Rapport scientifique-PRÎSM-Année 2021
– Damien et al (2020). Rapport scientifique-PRÎSM-Année 2020
– Damien et al (2019). Rapport scientifique-PRÎSM-Année 2019
– Damien et al (2018). Rapport scientifique-PRÎSM-Année 2018
Ny andinin-tsoratrin’ny fikambanana lehibe indrindra dia novokarin’ny GRET izay “maître d’ouvrage”:
– Wickel & Nicet (2017). Analyse des écosystèmes marins de Sainte-Marie, Madagascar
– Bernos et al (2018). Savoir écologique local, dynamiques socio-écologiques, et implications pour la gestion des ressources marines à Sainte-Marie, Madagascar
Ny famoahana voka-pikarohana siantifika niarahan’ireo mpikambana nosoratana mifandraika amin’ny tontolo iainana ambanin’ny ranomasina ao Sainte-Marie:
– Wickel et al (2018). First record of the southwestern Indian Ocean endemic Apolemichthys kingi (Teleostei : Pomacanthidae) from Sainte-Marie Island, Madagascar
– Damien et al (2018). Anatomy and Functional Morphology of the Mysticete Rorqual Whale Larynx : Phonation Position of the U-Fold
Ny fanampina andinin-tsoratra hafa:
– Randriamanantsoa (2020). Étude de la prolifération des algues vertes : Ulva reticula dans les eaux bordants l’île Sainte-Marie de Madagascar
Jean Loncle
jeanloncle@gmail.com
Le Prîsm est une association française, loi 1901, à but non lucratif
Sauf mention spéciale, les photos ont été prises à l’île Sainte Marie par Jean Loncle, Tatiana Volasoa Brouers et Anaïs Cassez avec la collaboration du centre de plongée Bora Dive and Research.